cupure logo
trumpgazatrumpspolicehouseceasefiredealisraelwhitewhite house

Miankina amin’ny ranomasina izy ireo mba hivelomany. Saingy ankehitriny, miharava ny aina velona ao an-dranomasina.

Miankina amin’ny ranomasina izy ireo mba hivelomany. Saingy ankehitriny, miharava ny aina velona ao an-dranomasina.
This story is also available in English. Click here to read that version. HELODRANON’NY RANOBE, Madagasikara — Ny haran-dranomasina (vatohara) izy tenany dia tena tsara tokoa. Miaina any amin’ny dimy kilaometatra miala ny morontsiraka izy ireo, any amin’ny rano lalina manodidina ny dimy ambin’ny folo metatra, ary dia toy ny tany mikitoantoana misy loko mavokely, […]

Comments

World news